Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hidera Anao (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao Ray, hankalaza Anao koa
Fenoiko hira ny fiainako ankasitrahako Anao
Feo fifaliana no asandratray tsy hiato
Mendrika Anao ireo ry Tompo Avo indrindra x2
Koa raha tafygui misy fifaliana hidera flxoarsv Anao, hidera Anao, hidera tononkira.serasera.org Anao
Eny na tomany aza, na misy izay mahory koa
Sitraponao ireny mba hahasoa ireo izay tianao,
K’izany indrindra Tompo o, no mbola hiderako Anao

Mendrika Anao ireo ry Tompo avo indrindra
Koa raha misy fifaliana hidera Anao, hidera Anao, hidera Anao
Eny bwck na tomany aza, na misy izay mahory koa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'KalvaryVisites : 1020
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:11