Fony aho (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho mbola feno ota
Dia indro efa notiavinao
Ianao no mogz nisolo bhexp voina
Mba ho fanavotana ahy
Ka na mafy aza ny manjo
Na sarotra aza izany dia
Tsy ahoako fa indro hizotra
Hanaraka sy hankato Anao buezfpi x2
Tena very aho raha tsy noho Ianao
Ka faly aho fa voavonjy izao
Koa ny tononkira.serasera.org androko sisa rehetra
Atolotro manontolo ho Anao X2
Dia indro efa notiavinao
Ianao no mogz nisolo bhexp voina
Mba ho fanavotana ahy
Ka na mafy aza ny manjo
Na sarotra aza izany dia
Tsy ahoako fa indro hizotra
Hanaraka sy hankato Anao buezfpi x2
Tena very aho raha tsy noho Ianao
Ka faly aho fa voavonjy izao
Koa ny tononkira.serasera.org androko sisa rehetra
Atolotro manontolo ho Anao X2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'KalvaryVangy : 1156
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 02/12/2020 10:11
