Fony aho (Feon'Kalvary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho mbola feno ota
Dia indro efa tononkira.serasera.org notiavinao
Ianao no gfhs nisolo voina
Mba ho fanavotana ahy
Ka na mafy aza ny manjo
Na sarotra aza izany dia
Tsy ahoako fa indro hizotra
Hanaraka sy hankato Anao x2

Tena very aho raha tsy noho Ianao
Ka faly aho fa voavonjy fhuirv izao
Koa ny gchknrq androko sisa rehetra
Atolotro manontolo  ho Anao X2  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'Kalvary
Visites : 1155
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0504