Fony aho (Feon'Kalvary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho mbola feno ota
Dia indro efa awxbrood notiavinao
Ianao no tononkira.serasera.org nisolo voina
Mba ho fanavotana ahy
Ka pevdx na mafy aza ny manjo
Na sarotra aza izany dia
Tsy ahoako fa indro hizotra
Hanaraka sy hankato Anao x2

Tena very vagkjyb aho raha tsy noho Ianao
Ka faly aho fa voavonjy izao
Koa ny androko sisa rehetra
Atolotro manontolo  ho Anao X2  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'Kalvary
Hits : 1096
Likes : 1 Like
Created by : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352