voadiko (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ou ...

N'inon'inona ny hitranga
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso!
N'inon'inona ny beuxmrzb hifafy
Izaho tsy hiala Aminao re rbqxh Jeso! (2x)

'Zaho tapa-kevitra ny hiaraka Aminao
Ho mandrakizay
'Zaho tapa-kevitra ny hiaraka Aminao
(n'inon'inona ny hifafy)
Ho mandrakizay
(Izaho tsy hiala Aminao re Jeso!)

Raha ny voadiko pthcc dia ny hiaraka Aminao
N'inon'inona hitranga 'zaho tsy hiala Aminao
Raha ny voadiko dia ny hiaraka Aminao
N'inon'inona hitranga 'zaho tsy hiala Aminao

N'inon'inona tononkira.serasera.org ny hitranga
ieieeee!
Na ho faty koa na fahoriana (ieieeee)
'Zaho tsy hiala Anao Jeso ô!
Ny voadiko hatrizao! (2x)

ou ......

N'inon'inona ny hitranga
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso!
N'inon'inona ny hifafy
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso! (2x)

Voadiko
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara Mahajanga
Vangy : 377
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.965