voadiko (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ou ...
N'inon'inona ny hitranga
Izaho tsy hiala Aminao re tononkira.serasera.org Jeso!
N'inon'inona ny hifafy
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso! (2x)
'Zaho tapa-kevitra ny hiaraka drtvx Aminao
Ho mandrakizay
'Zaho tapa-kevitra ny hiaraka Aminao
(n'inon'inona ny hifafy)
Ho mandrakizay
(Izaho tsy hiala Aminao re Jeso!)
Raha ny voadiko dia ny hiaraka Aminao
N'inon'inona hitranga 'zaho tsy hiala Aminao
Raha daxkpn ny voadiko dia wnwjsdpv ny hiaraka Aminao
N'inon'inona hitranga 'zaho tsy hiala Aminao
N'inon'inona ny hitranga
ieieeee!
Na ho faty koa na fahoriana (ieieeee)
'Zaho tsy hiala Anao Jeso ô!
Ny voadiko hatrizao! (2x)
ou ......
N'inon'inona ny hitranga
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso!
N'inon'inona ny hifafy
Izaho tsy hiala Aminao re Jeso! (2x)
Voadiko
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'anjomara MahajangaVisites : 340
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : EliseeR
Date : 27/11/2025 08:00