Inty aho (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Lay fitia izay nomenao ahy
Indro fa nataoko tsinotsinona
Nefa izaho 'lay mpaniasia
Dia lxrkdy mbola Notiavinao (2x)
Refrain:
Tsy nafeninao 'lay fitia dia indro fa Naposakao
Notoloranao fahendrena ihany
Koa inty aho ry Tompo ô!
Inty aho! vonona bcwzzc hanao ny sitraponao
O ry Tompo ô! ilay be tononkira.serasera.org Fitiavana ô!
Mba henoy ity hetahetako ity
Dia ny mba hiovan'ny toetrako
Mba hahay hitia toa Anao
Refrain ...
Inty aho
Feon'Anjomara Mahajanga; wszxwh Album Vol.03

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 263
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:50