Ampidiro aloha ny tenimiafina
Inty aho (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Lay fitia izay nomenao ahy
Indro zypg fa nataoko tsinotsinona
Nefa izaho 'lay mpaniasia
Dia mbola pzobbcrx Notiavinao (2x)
Refrain:
Tsy nafeninao 'lay fitia dia indro fa Naposakao
Notoloranao fahendrena ihany
Koa inty aho tononkira.serasera.org ry Tompo ô!
Inty aho! vonona hanao ny sitraponao
O ry Tompo ô! owlm ilay be Fitiavana ô!
Mba henoy ity hetahetako ity
Dia ny mba hiovan'ny toetrako
Mba hahay hitia toa Anao
Refrain ...
Inty aho
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.03
Indro zypg fa nataoko tsinotsinona
Nefa izaho 'lay mpaniasia
Dia mbola pzobbcrx Notiavinao (2x)
Refrain:
Tsy nafeninao 'lay fitia dia indro fa Naposakao
Notoloranao fahendrena ihany
Koa inty aho tononkira.serasera.org ry Tompo ô!
Inty aho! vonona hanao ny sitraponao
O ry Tompo ô! owlm ilay be Fitiavana ô!
Mba henoy ity hetahetako ity
Dia ny mba hiovan'ny toetrako
Mba hahay hitia toa Anao
Refrain ...
Inty aho
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.03
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'anjomara MahajangaVisites : 227
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : EliseeR
Date : 27/11/2025 08:50
