Indrisy (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indrisy fa io Ilay tsy manan-tsiny
Maty teo an-tanam-bokovoko
Ka nahoana ianao no manentsi-tadiny
Tsy hiaino wsuksq ny jvpdmlmh filazan-tsarany (2x)
Refrain:
Tsy fantatrao ve fa ianao no fhsjytmu diany
Nialàny ny lapa izay tiany
Nanetri-tena ka voaeso!
Noho ny amiko sy aminao
Fitiavana tsy takatry ny saina
No nomenao ho ahy mpanota
Ny nanoloranao ny Ainao
Teo amin'ny hazo fijaliana (2x)
Refrain tononkira.serasera.org (2x) ...
Indrisy
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.03
Maty teo an-tanam-bokovoko
Ka nahoana ianao no manentsi-tadiny
Tsy hiaino wsuksq ny jvpdmlmh filazan-tsarany (2x)
Refrain:
Tsy fantatrao ve fa ianao no fhsjytmu diany
Nialàny ny lapa izay tiany
Nanetri-tena ka voaeso!
Noho ny amiko sy aminao
Fitiavana tsy takatry ny saina
No nomenao ho ahy mpanota
Ny nanoloranao ny Ainao
Teo amin'ny hazo fijaliana (2x)
Refrain tononkira.serasera.org (2x) ...
Indrisy
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.03
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 336
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 09:14
