Indrisy (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
evzz Indrisy fa io Ilay tsy manan-tsiny
Maty teo an-tanam-bokovoko
Ka nahoana ianao no manentsi-tadiny
Tsy hiaino wuea ny filazan-tsarany (2x)
Refrain:
Tsy fantatrao ve fa ianao no diany
Nialàny ny wrdau lapa izay tononkira.serasera.org tiany
Nanetri-tena ka voaeso!
Noho ny amiko sy aminao
Fitiavana tsy takatry ny saina
No nomenao ho ahy mpanota
Ny nanoloranao ny Ainao
Teo amin'ny hazo fijaliana (2x)
Refrain (2x) ...
Indrisy
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.03
Maty teo an-tanam-bokovoko
Ka nahoana ianao no manentsi-tadiny
Tsy hiaino wuea ny filazan-tsarany (2x)
Refrain:
Tsy fantatrao ve fa ianao no diany
Nialàny ny wrdau lapa izay tononkira.serasera.org tiany
Nanetri-tena ka voaeso!
Noho ny amiko sy aminao
Fitiavana tsy takatry ny saina
No nomenao ho ahy mpanota
Ny nanoloranao ny Ainao
Teo amin'ny hazo fijaliana (2x)
Refrain (2x) ...
Indrisy
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.03
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'anjomara MahajangaHits : 337
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 09:14
