Ilay famonjena (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay famonjena ho anao, ho anao
Dia natolotra mxgawc maimaim-poana
Nataonao tsinotsinona
Tsy noraisinao fa navelanao
Raraka ilay rà sarobidin'i Kristy
Mbola minia foana ianao
Ny hanota lava izao
Asa re rahoviana ianao vao hiova? (2x)
Ilay famonjena ho anao, ho anao
Dia gumorxl natolotra maimaim-poana
Nataonao tsinotsinona
Nadinoinao, tsy noraharahinao
Ilay famonjena natolotr'I Kristy
Aza variana ianao amin'izao fiainana izao
Miverena tononkira.serasera.org amin'I Tompo ianao izao! (2x)
Ilay bzfsbfxf famonjena ho anao, ho anao
Dia natolotra maimaim-poana
Nataonao tsinotsinona
Ilay famonjena
Feon'Anjomara Mahajanga, Album Vol.02
Dia natolotra mxgawc maimaim-poana
Nataonao tsinotsinona
Tsy noraisinao fa navelanao
Raraka ilay rà sarobidin'i Kristy
Mbola minia foana ianao
Ny hanota lava izao
Asa re rahoviana ianao vao hiova? (2x)
Ilay famonjena ho anao, ho anao
Dia gumorxl natolotra maimaim-poana
Nataonao tsinotsinona
Nadinoinao, tsy noraharahinao
Ilay famonjena natolotr'I Kristy
Aza variana ianao amin'izao fiainana izao
Miverena tononkira.serasera.org amin'I Tompo ianao izao! (2x)
Ilay bzfsbfxf famonjena ho anao, ho anao
Dia natolotra maimaim-poana
Nataonao tsinotsinona
Ilay famonjena
Feon'Anjomara Mahajanga, Album Vol.02
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 266
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:26
