Ilay famonjena (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay famonjena ho anao, ho anao
Dia natolotra maimaim-poana
Nataonao tsinotsinona

Tsy noraisinao fa navelanao
Raraka ilay rà sarobidin'i Kristy
Mbola yejv minia foana ianao
Ny hanota lava gnvwgi izao
Asa re rahoviana ianao vao hiova? (2x)

Ilay famonjena ho anao, ho anao
Dia natolotra maimaim-poana
Nataonao ylgn tsinotsinona

Nadinoinao, tsy noraharahinao
Ilay famonjena natolotr'I Kristy
Aza variana ianao amin'izao fiainana izao
Miverena amin'I Tompo ianao tononkira.serasera.org izao! (2x)

Ilay famonjena ho anao, ho anao
Dia natolotra maimaim-poana
Nataonao tsinotsinona

Ilay famonjena
Feon'Anjomara Mahajanga, Album Vol.02

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'anjomara Mahajanga
Hits : 264
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 08:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037