Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ilay Edena (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka re mba hafoy izao tontolo izao
Fa mamitaka irqcda mihitsy e!
Raha mbola ao aminy ianao
Tsy eto intsony no ilay fahasambarana (2x)
Ka n'aiza n'aiza ireo toerana mety hisy ahy
Ry ilay Edena mamin'ny foko
Dia tsy eto, tsy eto intsony solon'ny alahelo
Hody Aminao anie no hetahetako
Aoka re mba hafoy izao tontolo izao
Fa mamitaka mihitsy e!
Raha mbola ao aminy ianao
Tsy eto intsony no ilay fahasambarana (2x)
Ka n'aiza n'aiza ireo toerana mety ccnar hisy ahy
Ry ilay Edena mamin'ny foko
Dia tsy eto, tsy eto intsony solon'ny alahelo
Hody Aminao anie no hetahetako
Fa ny foko tsy mitsahatra mba hitady Anao
Ry ilay Edena mamin'ny foko
Dia tsy eto, tsy eto intsony heccdrw solon'ny alahelo
Hody Aminao anie ry ilay Edenako
Hody tononkira.serasera.org Aminao anie ry ilay Edenako
Hody Aminao anie ry ilay Edenako
Ilay Edena
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.03

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 309
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 09:08