Ilay Edena (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka re mba hafoy izao tontolo izao
Fa mamitaka mihitsy e!
Raha mbola ao aminy ianao
Tsy eto intsony no ilay fahasambarana (2x)

Ka n'aiza n'aiza ireo toerana mety hisy ahy
Ry ilay Edena mamin'ny foko
Dia tsy eto, tsy eto intsony solon'ny alahelo
Hody Aminao anie no hetahetako

Aoka re mba hafoy izao tontolo izao
Fa mamitaka mihitsy e!
Raha mbola ao aminy ianao
Tsy eto intsony no ilay fahasambarana (2x)

Ka n'aiza n'aiza ireo toerana mety hisy ahy
Ry ilay Edena mamin'ny foko
Dia tsy eto, tsy eto intsony solon'ny alahelo
Hody Aminao anie no hetahetako

Fa ny foko tsy mitsahatra mba hitady Anao
Ry ilay Edena mamin'ny foko
Dia tsy eto, tsy eto intsony solon'ny alahelo
Hody Aminao anie ry ilay Edenako
Hody Aminao anie ry ilay Edenako
Hody Aminao anie ry ilay Edenako

Ilay Edena
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.03
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'anjomara Mahajanga
Visites : 139
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : EliseeR
Date : 27/11/2025 09:08
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0134