Tsy neniko (Feon'ala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy mba nantenaiko f'ity endrikao
Nanafina adalana sy ditra toy izao
Maro ny milaza fa henatro hono
Fitiavako no rava no hanakoraina

Fiv:Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia ankahala ireo manodidina ahy
Satria ny marina
Nitia any aho
Oh Tsy neniko tsy neniko
Oh Tsy neniko tsy neniko

2- Marina fa nandratra ny foko iny
Fa mbola manantena olo-marina noho ianao
Ka avelako iny lasa hofosafosaina
Fa hanatry ny ho aviko ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ala
Vangy : 2918
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mamajey
Daty : 26/04/2018 17:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0712