ZANAKAO RAFOZA (Feon'ala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAOZY VAO MARAINA no ambadik’io diska io
Nadika avy tamin’ny diska 45 tours
KAIAMBA 1977
---------------------------------------
Harivariva ô ô
Hariva be f’i zanakao tsy mbola avy e e
Align’andro ô ô
Alim-be f’i zanakao tsy mbôla mody e e
Mamparary e e
Mamparary i zanakao fa mampijaly e e
Na andro araiky e e
Na andro araiky vinantonao tsy mahazo ba ee
------------
Rafoza o Rafoza o
Agnaronao ro zanakao fa tiako
---------------
Mihinan-drery e e
Mihinan-drery i vinantonao ka tsy mahalany e e
Mandry irery e e
Mandry irery i vinantonao ka tsy tafandry ee
Mahita tragno o o
Mahita tragno i zanakao agnaty bar e e
Tsy mety mody e e
Tsy mety mody i zanakao izika tsy mamo o o

___________________

(P) CHARLES MAURIN POTY 1977
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/feonala/zanakao-rafoza
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ala
Vangy : 4589
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : KAIAMBA PRODUCTIONS ANTANIMENA
Daty : 17/06/2002 10:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0674