You are here: home > Tononkira > Feon'ala

MODIA MODIA (Feon'ala)

https://tononkira.serasera.org/hira/feonala/modia-modia-1

Andre agny alavitra agny
Modia modia fa ela izay
nialanan-dreo taty an-tànagna
Modia, modia, izahay mahatsiaro
Manign’andreo, magnisa andro

Andre agny lavitra agny
Modia, modia aty an-tragno
Hifampikoragna kara taloha
Modia modia zahay fa ngoma
Ny ahitandreo hiara-misoma

La, la, la, la...

Andre agny lavitra agny
Modia, modia fa tsy tafandry
miasa loha sy malahelo
Moditononkira.serasera.orga, modia ahafalifaly
Haravoravo izahay an-tànagna

Andre agny alavitra agny
Modia modia fa ela izay
nialanan-dreo taty an-tànagna
Modia, modia, izahay mahatsiaro
Manign’andreo, magnisa andro

La la la la

Magniry zahay mbô ho vangiagna e
Ny fo mahatsiaro, ny maso tia ahita e
Volagna araiky na herinandro
Oh zavavy e, tongava e
Oh zavavy e, tongava e
Oh zavavy e, tongava e
Zavavy e

La la la la la

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feon'ala
Mpamaky : 9834
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 23/11/2001 03:18:00
ID : 342

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo