Samy managna ny tiany (Feon'ala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  

   Maro ny namagn’eran-tany
   Mbola mijaly mila fanafahana
   Ny olagnan-tsika Malagasy
   Mbola mitady, miady, mitaky ny rariny.

  Ambila jiaby e, hanagn’anjaran’azy
  Samy olo ambony tagny e, managna ny tiany
  Ambila jiaby e, hiaigny amy jerin’azy
  Samy olo ambony tagny e, managna ny tiany

  See the mountain stream
  See the trees in blossom
  Everything springs and grows for the well-being
  See the birds fly
  In the blue sky
  Everyone all over the world has the right to be free.

  Go, live and let live
  Each people throughout the world
  Wants his dreams to come true (bis)

  Whaaa, ouhhh
  Ouh ouh ouh ouh ouh ouh
  Ouh ouh ouh ouh
  Ouh ouh ouh ouh
  Ouh ouh ouh ouh
  Ouh ouh ouh ouh
  Ouh ouh ouh ouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ala
Vangy : 5997
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 18/09/2003 04:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0784