You are here: home > Tononkira > Feon'ala

BETINA (Feon'ala)

https://tononkira.serasera.org/hira/feonala/betina

Mandeha ankaiza loatra anao Betina
Arivariva be vao mody an-tragno
Mangala-dàlagn’aby anao ndraindray e
Milefalefa mason’ny mamanao ô
Tsy mataho-tsiak’aby anao rô
Han han, tsy mihevitry ho hitan’olo

  Ambesa ambesa tsiah Betina (x2)
  Ambesa fa mbola hely e
  Ambesa, ambesa tsiah Betina (x2)
  AmbTsiky dia ampyesa fa mbola ho avy e

  Fitiavana fahazaza, hôhôhô, tsy tana
  Fitiavana mbola hely e, hô hô hô, mahery e

Voangivoangy tsioha anao Betina
Ndre mbola botsibotsy fa matsiko
Pilpily zegny anao Betina
Mafanafana be mbola hely e
Pôzipôzinao kara efa ao tsiah
Han han bebe afara maha-bala-maso
  
   Ambesa, ambesa tsiah Betina....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feon'ala
Mpamaky : 5565
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 17/11/2001 08:11:37
ID : 311

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo