Tsy neniko (Feon'ala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy mba nantenaiko f'ity endrikao
Nanafina adalana sy ditra toy izao
Maro ny evulffkc tononkira.serasera.org milaza fa henatro hono
Fitiavako no cyjjdngg rava no hanakoraina
Fiv:Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia ankahala ireo manodidina ahy
Satria ny marina
Nitia any aho
Oh Tsy neniko tsy neniko
Oh Tsy teml neniko tsy neniko
2- Marina fa nandratra ny foko iny
Fa mbola manantena olo-marina noho ianao
Ka avelako iny lasa hofosafosaina
Fa hanatry ny ho aviko ianao
Nanafina adalana sy ditra toy izao
Maro ny evulffkc tononkira.serasera.org milaza fa henatro hono
Fitiavako no cyjjdngg rava no hanakoraina
Fiv:Hany heriko mangina
Misento feno alahelo
Dia ankahala ireo manodidina ahy
Satria ny marina
Nitia any aho
Oh Tsy neniko tsy neniko
Oh Tsy teml neniko tsy neniko
2- Marina fa nandratra ny foko iny
Fa mbola manantena olo-marina noho ianao
Ka avelako iny lasa hofosafosaina
Fa hanatry ny ho aviko ianao
--------
Link:
