Omeko azy (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny heriko ry Ray
Zavapoana tokoa
Fa ianao no mahay
Mahay izay mahasoa
..Fa eo ireo fitsapana, fisedrana
Amin'y fiainako ety, rqfej soa fa teo Kristy..
Nitantana niaro
Ary nahatsiaro
Ka na inona mianjady
Izy tononkira.serasera.org no hiady
Mahery dia mahery
Ny vavaka atao
Ka tsy hamela irery nyoa
Fa indro miano ianao
..Hisolo fifalina, fitahiana
Ireo tebiteby dbncluqc anaty fo
Resy ireo manjo..
Nitantana niaro
Ary nahatsiaro
Ka na inona mianjady
Eo Jesô hiady
Zavapoana tokoa
Fa ianao no mahay
Mahay izay mahasoa
..Fa eo ireo fitsapana, fisedrana
Amin'y fiainako ety, rqfej soa fa teo Kristy..
Nitantana niaro
Ary nahatsiaro
Ka na inona mianjady
Izy tononkira.serasera.org no hiady
Mahery dia mahery
Ny vavaka atao
Ka tsy hamela irery nyoa
Fa indro miano ianao
..Hisolo fifalina, fitahiana
Ireo tebiteby dbncluqc anaty fo
Resy ireo manjo..
Nitantana niaro
Ary nahatsiaro
Ka na inona mianjady
Eo Jesô hiady
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEO MIRINDRAVangy : 565
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mifle
Daty : 06/09/2024 15:05
