Omeko azy (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny heriko ry Ray
Zavapoana tokoa
Fa ianao no mahay
Mahay izay mahasoa
..Fa eo ireo fitsapana, fisedrana
Amin'y fiainako tononkira.serasera.org ety, soa fa cakl teo Kristy..
Nitantana niaro
Ary nahatsiaro
Ka na inona mianjady
Izy no xshng hiady
Mahery dia aaifjazg mahery
Ny vavaka atao
Ka tsy hamela irery
Fa indro miano ianao
..Hisolo fifalina, fitahiana
Ireo tebiteby anaty fo
Resy ireo manjo..
Nitantana niaro
Ary nahatsiaro
Ka na inona mianjady
Eo Jesô hiady
Zavapoana tokoa
Fa ianao no mahay
Mahay izay mahasoa
..Fa eo ireo fitsapana, fisedrana
Amin'y fiainako tononkira.serasera.org ety, soa fa cakl teo Kristy..
Nitantana niaro
Ary nahatsiaro
Ka na inona mianjady
Izy no xshng hiady
Mahery dia aaifjazg mahery
Ny vavaka atao
Ka tsy hamela irery
Fa indro miano ianao
..Hisolo fifalina, fitahiana
Ireo tebiteby anaty fo
Resy ireo manjo..
Nitantana niaro
Ary nahatsiaro
Ka na inona mianjady
Eo Jesô hiady
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO MIRINDRAHits : 566
Likes : 1 Like
Created by : Mifle
Date : 06/09/2024 15:05
