MANDROSOA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandrosoa ô ry namako ôh..
Aza ketrak'izao
Mandrosoa tsy mihato
JESO tononkira.serasera.org re no herinao!!
Ireo tsy mpino maro havana sy tapaka
toroy ampafantaro an'Ilay Mpanafaka!
Mba irao ny Fanahy Ry Jesosy Tompo ôh..
Mba hanampy sy hitahy ny mpiasa irakao
Tany mafy no iasana nefa kely izahay
Maro no tsy misaina ra itoriana smxf (HE!!)
Mandrosoa ôh ry namako psdr ôh.. Miezà fatratra
Ka na iza isahato aza mba matahotra!
Notolorana adidy ianao ka miasà,
Na ho mamy na mangidy cvsbsc aza fay na mba mandà
Aza ketrak'izao
Mandrosoa tsy mihato
JESO tononkira.serasera.org re no herinao!!
Ireo tsy mpino maro havana sy tapaka
toroy ampafantaro an'Ilay Mpanafaka!
Mba irao ny Fanahy Ry Jesosy Tompo ôh..
Mba hanampy sy hitahy ny mpiasa irakao
Tany mafy no iasana nefa kely izahay
Maro no tsy misaina ra itoriana smxf (HE!!)
Mandrosoa ôh ry namako psdr ôh.. Miezà fatratra
Ka na iza isahato aza mba matahotra!
Notolorana adidy ianao ka miasà,
Na ho mamy na mangidy cvsbsc aza fay na mba mandà
--------
Rohy:
Hevitra
mamybernard
(
13/08/2019 00:03)
Hira anisany nahafantarana ny FMZ hatramin'zay io hira io an!
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1001
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 13/08/2019 17:31
