MANDROSOA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandrosoa ô ry namako ôh..
Aza ketrak'izao
Mandrosoa tsy mihato
JESO re no herinao!!
Ireo tsy mpino tononkira.serasera.org maro havana sy tapaka
toroy ampafantaro an'Ilay Mpanafaka!
Mba irao ny Fanahy Ry Jesosy Tompo ôh..
Mba hanampy sy hitahy ny mpiasa irakao
Tany mafy no ojcpayxs iasana nefa kely izahay
Maro no tsy misaina ra itoriana (HE!!)
Mandrosoa ôh ry namako ôh.. Miezà fatratra
Ka na iza isahato aza mba matahotra!
Notolorana vbeatgq adidy ianao ncbc ka miasà,
Na ho mamy na mangidy aza fay na mba mandà

--------
Lien:
Commentaires
mamybernard
(
13/08/2019 00:03)
Hira anisany nahafantarana ny FMZ hatramin'zay io hira io an!
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1000
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 13/08/2019 17:31