Kristy no fototra (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Maro ny foto-pinoana miely, miely eran-tany,
nefa ny Andriamanitro tokana ihany,
koa tononkira.serasera.org manombok-anio Izy Irery no ahy,
Andriamanitra Ray, Zanaka ary Fanahy

Izy dia ampy tsy ampiana agsryf ary tsy hanalàna,
Izy no aroko amin'ny lalan-kombàna
Atolotro Azy ny foko tsy misy fandàvana,
fa antsitra-po, tsy antery fa ampitiavana
REF:...

Zay mino Azy mitràka sy mirana tava,
Ny owaixp haizim-pito mikitroka tonga mazava,
Koa na hery avy aiza hifofo hanototra,
Ny ahy grkshubt ny finoako tsy miontsona tsy miova fototra
REF:...

*****************FMZ****************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Vangy : 815
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 30/07/2019 10:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291