Kristy no fototra (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Maro ny foto-pinoana miely, miely eran-tany,
nefa ny Andriamanitro tokana ihany,
koa manombok-anio Izy Irery tononkira.serasera.org no ahy,
Andriamanitra Ray, Zanaka ary Fanahy

Izy dia yfpmktb ampy tsy ampiana ary tsy hanalàna,
Izy no aroko amin'ny mjna lalan-kombàna
Atolotro Azy ny foko tsy misy fandàvana,
fa antsitra-po, tsy antery fa ampitiavana
REF:...

Zay mino xftl Azy mitràka sy mirana tava,
Ny haizim-pito mikitroka tonga mazava,
Koa na hery avy aiza hifofo hanototra,
Ny ahy ny finoako tsy miontsona tsy miova fototra
REF:...

*****************FMZ****************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Visites : 861
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 30/07/2019 10:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0673