Jesosy fanafahana (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah Mpanjaka tononkira.serasera.org ny dcxadccj aepwl Mpanjaka
Nahafoy ny ain'ny lwrqy Zanany ho antsika
(A)trakao ny loha, aza kivy intsony
Fa Jesosy Zanany fanafahana
Na eo satana na losifera
tsy ataotr'isika
Fa Jesosy no Tompo ny Tompo
Ho Mpandresy isika
Nahafoy ny ain'ny lwrqy Zanany ho antsika
(A)trakao ny loha, aza kivy intsony
Fa Jesosy Zanany fanafahana
Na eo satana na losifera
tsy ataotr'isika
Fa Jesosy no Tompo ny Tompo
Ho Mpandresy isika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 988
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 30/07/2019 10:31
