FANOMEZAN-TOKY (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANOMEZAN-TOKY - FEO MAHAFALY NY ZIONA
1) cpettps Indro havaoziko tononkira.serasera.org eto ny fanolorantena
Ry Jesosy Tompo Ilay efa nekeko
Tsy an-tery fa an-tsitra-po tokoa
No hanompoko Anao ry Mpamonjiko
Saotra Dera Laza Voninahitra
Ho Anao Jesoa Kristy Tompon’ny fiainako
2)Aza avela yawsmx irery ity mpanomponao
Aoka Ianao hijery sy hanitsy koa
Be ny fakampanahy mety hamingana
Koa tafio ny Hery ; Hery avy Aminao
Saotra Dera Laza Voninahitra
Ho Anao Jesoa Kristy Tompon’ny fiainako
T&F : RAVELOSON A/T uozf Fenosoa
**************FMZ**************
1) cpettps Indro havaoziko tononkira.serasera.org eto ny fanolorantena
Ry Jesosy Tompo Ilay efa nekeko
Tsy an-tery fa an-tsitra-po tokoa
No hanompoko Anao ry Mpamonjiko
Saotra Dera Laza Voninahitra
Ho Anao Jesoa Kristy Tompon’ny fiainako
2)Aza avela yawsmx irery ity mpanomponao
Aoka Ianao hijery sy hanitsy koa
Be ny fakampanahy mety hamingana
Koa tafio ny Hery ; Hery avy Aminao
Saotra Dera Laza Voninahitra
Ho Anao Jesoa Kristy Tompon’ny fiainako
T&F : RAVELOSON A/T uozf Fenosoa
**************FMZ**************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1013
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 25/07/2020 00:03
