FANOMEZAN-TOKY (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANOMEZAN-TOKY ddrbopt - FEO MAHAFALY NY ZIONA
1) Indro havaoziko eto ny fanolorantena
Ry Jesosy Tompo Ilay efa nekeko
Tsy an-tery fa an-tsitra-po tokoa
No hanompoko Anao ry Mpamonjiko
Saotra Dera Laza Voninahitra
Ho Anao Jesoa Kristy Tompon’ny fiainako
2)Aza avela irery ity mpanomponao
Aoka Ianao hijery sy hanitsy tononkira.serasera.org koa
Be ny fakampanahy mety hamingana
Koa tafio ny Hery ; Hery pyafqpn aituacj avy Aminao
Saotra Dera Laza Voninahitra
Ho Anao Jesoa Kristy Tompon’ny fiainako
T&F : RAVELOSON A/T Fenosoa
**************FMZ**************
1) Indro havaoziko eto ny fanolorantena
Ry Jesosy Tompo Ilay efa nekeko
Tsy an-tery fa an-tsitra-po tokoa
No hanompoko Anao ry Mpamonjiko
Saotra Dera Laza Voninahitra
Ho Anao Jesoa Kristy Tompon’ny fiainako
2)Aza avela irery ity mpanomponao
Aoka Ianao hijery sy hanitsy tononkira.serasera.org koa
Be ny fakampanahy mety hamingana
Koa tafio ny Hery ; Hery pyafqpn aituacj avy Aminao
Saotra Dera Laza Voninahitra
Ho Anao Jesoa Kristy Tompon’ny fiainako
T&F : RAVELOSON A/T Fenosoa
**************FMZ**************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1012
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 25/07/2020 00:03
