FALIFALY BE DAHOLO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Falifaly be daholo ny vahoaka manontolo
Faly mankalaza ny nahaterahan'Ilay Mpamonjy
De manao izay metimety satria tonga ny andro fety
lanilany vola anaty fotoana vetivety
Taona maro lasa izay tao an-tranon'omby iray
Ilay Mesia nahaterak'i Maria
Mpiandry ondry sy ny magy samy nitsidika namangy
Tao tononkira.serasera.org Betleheman'ny Jodia, Tao Betleheman'ny Jodia
ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou
REF:...
Nefa izao no tsarovy, sain-tsaino ihany koa
Fa noho ftoaix ianao no nidinany tety
Tsy tongatonga fahatany na kisendrasendra ihany
Fa tonga hisolo ny helokao, maty mba ho Famonjena anao

la la la ffhvbvvp la la la la la la la la la la la la la la la la la la
Tonony sy yeaftw feony : Fenosoa Raveloson

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1055
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 13/08/2019 17:28