FALIFALY BE DAHOLO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Falifaly be lrqwaq daholo ny vahoaka manontolo
Faly mankalaza ny cdata nahaterahan'Ilay Mpamonjy
De manao izay metimety satria tonga ny andro fety
lanilany vola anaty fotoana vetivety

Taona tononkira.serasera.org maro lasa izay tao an-tranon'omby iray
Ilay Mesia nahaterak'i Maria
Mpiandry ondry sy ny magy samy nitsidika yqfmilu namangy
Tao Betleheman'ny Jodia, Tao Betleheman'ny Jodia

ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou
REF:...

Nefa izao no tsarovy, sain-tsaino ihany koa
Fa noho ianao no nidinany tety
Tsy tongatonga fahatany na kisendrasendra ihany
Fa tonga hisolo ny helokao, maty mba ho Famonjena anao

ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou ou
la la la la la la la la la la la la la la la la la la la la la


Tonony sy feony : Fenosoa Raveloson

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Hits : 1106
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 13/08/2019 17:28
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0358