FA MIVAVAHA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh Aza! Aza mitanondrika
Oh Aza! Aza mitanondrika
Fa mivavaha! Fa mivavaha! Fa mivavaha!
De ho mctegl tsapanao ny fahamaivanana
Mivavaka! Mivavaka amin'ny fo mitera-bokatsoa tokoa
Jesosy no nilaza tamin-tsika eh! De nilaza hoe:
Oh mankanesa lhvg aty Amiko ianareo eh! ianareo rehetra
Izay miasa fatratra sy mavesatr'entana!
Fa ihexv Izaho no hanome anareo tononkira.serasera.org ny fitsaharana!
Hanome anareo fitsaharana.
*******************FMZ********************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1462
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 06/12/2019 13:09