FA MIVAVAHA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh Aza! Aza mitanondrika
Oh ccgybkpa Aza! Aza tononkira.serasera.org mitanondrika
Fa mivavaha! Fa mivavaha! Fa mivavaha!
De ho tsapanao ny fahamaivanana
Mivavaka! Mivavaka amin'ny fo mitera-bokatsoa tokoa

Jesosy no nilaza tamin-tsika eh! De nilaza hoe:
Oh mankanesa rfyjiao aty Amiko ianareo eh! ianareo rehetra
Izay miasa fatratra sy mavesatr'entana!
Fa Izaho no hanome anareo nbtgabv ny fitsaharana!
Hanome anareo fitsaharana.

*******************FMZ********************

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Hits : 1463
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 06/12/2019 13:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2054