FA ISIKA TSY MBA NAMAN’NY ‘ZAY MIHEMOTRA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FA ISIKA TSY MBA NAMAN’NY ‘ZAY MIHEMOTRA - FMZ
REF :
Fa isika tsy mba ho naman’ny
Tsy ho naman’izay mihemotra e!
Fa isika tsy mba ho naman’ny
Tsy ho naman’izay mihemotra e!
Fa hiroso hiroso hatrany hatrany
Hitory ankira hitory ankira tononkira.serasera.org ny famonjeny
Roso ny dia roso hanohy ny asa
Fitoriana ny fitoriana filazantsara
Teny faneva izay noraisinay
FEO MAHAFALY NY ZIONA !!
1)Misaotra Anao Andriamanitra Ray
noho ireo soa izay narotsakao
efa-polo taona nijoroana
ny FEO MAHAFALY (NY) ZIONA VAOVAO
Koa midera Anao izahay ; manome voninahitra
Mankalaza Anao izahay ; asandratray ny Anaranao
etwgt Koa midera Anao izahay ; raiso ny haja sy hery ho Anao
jivl Mankalaza Anao izahay ; tsy hanam-pahataperana
wmayumbn MANDRAKIZAY !!
2)Fitahiana avy Aminao Tompo
No nahatoy izao anay rehetra
Dia irinay ny hombànao hatrany
Raha sitrakao ny fikambananay
Koa midera Anao izahay …….ôÔ
Iô iô iô iô iô iô…. Ia iein iein iein iein iein iein iein iein
Iô iô iô iô iô iô…. Ia iein iein iein iein iein iein iein iein
Iô iô iô iô iô… iô iô iô… Ia iein iein iein iein.. iein iein iein iein iein
Iô iô iô iô iô… Ia iein iein iein iein iein iein iein
T&F : RAVELOSON A/T Fenosoa
**************FMZ**************

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1295
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 25/07/2020 00:03