FA ISIKA TSY MBA NAMAN’NY ‘ZAY MIHEMOTRA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FA ISIKA TSY MBA NAMAN’NY ‘ZAY MIHEMOTRA - FMZ
REF :
Fa isika tsy mba ho naman’ny
Tsy ho naman’izay mihemotra e!
Fa isika tsy mba ho naman’ny
Tsy ho naman’izay mihemotra e!
Fa hiroso hiroso hatrany hatrany
tononkira.serasera.org Hitory ankira hitory ankira ny famonjeny
Roso ny dia roso hanohy ny asa
wlpx twdbw Fitoriana ny fitoriana filazantsara
Teny faneva izay noraisinay
FEO MAHAFALY NY ZIONA !!
1)Misaotra Anao Andriamanitra Ray zbomkz
noho ireo soa izay narotsakao
efa-polo taona nijoroana
ny FEO MAHAFALY (NY) ZIONA VAOVAO
Koa midera Anao izahay ; manome voninahitra
Mankalaza Anao izahay ; asandratray ny Anaranao
Koa midera Anao izahay ; raiso ny haja sy hery ho Anao
Mankalaza Anao izahay ; tsy hanam-pahataperana
MANDRAKIZAY !!
2)Fitahiana avy Aminao Tompo
No nahatoy izao anay rehetra
Dia irinay ny hombànao hatrany
Raha sitrakao ny fikambananay
Koa midera Anao izahay …….ôÔ
Iô iô iô iô iô iô…. Ia iein iein iein iein iein iein iein iein
Iô iô iô iô iô iô…. Ia iein iein iein iein iein iein iein iein
Iô iô iô iô iô… iô iô iô… Ia iein iein iein iein.. iein iein iein iein iein
Iô iô iô iô iô… Ia iein iein iein iein iein iein iein
T&F : RAVELOSON A/T Fenosoa
**************FMZ**************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Vangy : 1293
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 25/07/2020 00:03