Andro iray indray (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray indray no iainana anio,
mahavelombolo, karakaraina zay mety hasoa,
atao wenslwof zay tian'ny fo.

REF:
Jereo ny manodidina, zarao Ilay Fitiavana,
nomeko maimaimpoana ianao, zarao ireo mitalao.


Ento Amiko zay mety ho olanao, grmw avia ho trotroiko.
Tsy miova ny toky omeko anao, Izao no begfjqh nanao anao.


Tanantsika no hifandray haneho Ilay Fitiavana,
(ho) santatry ny eo akaikinao.
Rahatrizay tononkira.serasera.org anie Jeso

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Hits : 1148
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 30/07/2019 10:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0762