Andro iray indray (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray indray no iainana nszkh anio,
mahavelombolo, karakaraina zay mety hasoa,
atao zay tononkira.serasera.org tian'ny fo.
REF:
Jereo ny manodidina, zarao Ilay Fitiavana,
nomeko maimaimpoana ianao, zarao ireo mitalao.
Ento Amiko zay mety ho fxnuijc olanao, avia ho trotroiko.
Tsy miova ny toky omeko anao, Izao no nanao anao.
Tanantsika no hifandray haneho Ilay Fitiavana,
(ho) santatry ny bhhnlxz eo akaikinao.
Rahatrizay anie Jeso

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1196
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 30/07/2019 10:30