zovy (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org tandremo razoky e
tandremo razandry a
efa hirotsaka vrgi ireo mpiambina ka zovy e e e!
lalana marina no andehanana ka zovy e e e!
efa hirotsaka ireo mpiambina k’ilaozy an an an!
Evero re ie ny heviny
efa voadidy ka tsy azo lavina ireo teniny
Efa zavatra loza be io koa andrasana
sao dia voavelin’ny matraka vao hoe lasana
Ry fasana o, ry fasana
efa cdwxckl voadidin’ny ao ambony ianao
ka ho andrasana
Raha sendra mandeha any ambanivohitra ary nareo o
efa misy polisy miandry vohitra ny tanana any a
raha sendra mandeha any ambanivohitra ary nareo o
efa jtktpil misy polisy miandry vohitra ry zareo any an

--------
Lien: