Ampidiro aloha ny tenimiafina
zovy (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tandremo razoky e
tandremo razandry a
efa hirotsaka ireo mpiambina ka zovy e e e!
lalana marina no andehanana ka zovy e e e!
efa hirotsaka ireo mpiambina k’ilaozy an an an!
Evero re ie picl ny heviny
efa voadidy ka tsy azo lavina ireo teniny
Efa zavatra loza be io koa andrasana
sao tononkira.serasera.org dia voavelin’ny matraka vao hoe uhhdzzr lasana
Ry fasana o, ry lntj fasana
efa voadidin’ny ao ambony ianao
ka ho andrasana
Raha sendra mandeha any ambanivohitra ary nareo o
efa misy polisy miandry vohitra ny tanana any a
raha sendra mandeha any ambanivohitra ary nareo o
efa misy polisy miandry vohitra ry zareo any an

--------
Lien: