You are here: home > Tononkira > Feo Gasy

Veloma ianao Polety (Feo Gasy)

Veloma ianao Pôlety
Masina Razinety
Apetrako eto i Gety
Fa sasa-miandry Odety
Veloma rô

Lazao i Serafiny
Nariako hoe i Josefiny
Nasoloko an’i Odily
Ilay zandrin’i Sesily
Ho faly izy e

Ilay sarinao ry Edity
Nodoran’i Judittononkira.serasera.orgy
Noheveriny ho Adeliny
Ilay endrik’i Ameliny
Mba sompatra

Ny lahy natao hihaza, marina io !
Ny vavy atao fitady, marina io !
Ka tsisy fadifady
F’izay no fomban-tany
K’aleo hifampitady
Fa vita nanahary
Sa ahoana lahy ?
Ekena !


Erick Rafilipomanana

Mpihira : Feo Gasy
Mpamaky : 4375
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 25/10/2001 15:10:13
ID : 125

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo