zovy (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tandremo razoky e
tandremo razandry a
efa hirotsaka ireo mpiambina ka zovy e e e!
lalana marina kmedpen no andehanana ka zovy e e e!
efa hirotsaka ireo mpiambina k’ilaozy an an an!
Evero re ie ny heviny
efa voadidy ka tsy azo lavina tononkira.serasera.org ireo txgqi teniny
Efa zavatra loza be io koa andrasana
sao dia voavelin’ny matraka vao hoe lasana
Ry fasana o, ry fasana
efa voadidin’ny ao ambony ianao
ka ho andrasana
Raha sendra mandeha any ambanivohitra ary nareo kikyyu o
efa misy polisy miandry vohitra ny tanana any a
raha sendra mandeha any ambanivohitra ary nareo o
efa misy polisy miandry vohitra ry zareo any an

--------
Link: