Matokia (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mandalo ady sarotra eny ianao,
Mafy koa ny sedra izay lalovanao;
Matokia fa ny Tompo tsy mandao,
Na ahafoy anao amin'ny adinao.
Fa Izy Tompo manome ny toky ho anao,
Ny amin'izay mafy mety ho sedraina,
Mahereza mitrakà hatrany hatrany,
Fa izay no fiainana an-tany.
Ref:Oento eo Aminy ny enta-mavesatrao,
Fa Izy hanamaivana anao;
tononkira.serasera.org Ka aza mba misalasala mivonona ianao,
toevgo Handray Azy ho Tompo sy ho Mpamonjinao.
Sokafy ho Azy ny varavaran'ny fonao,
Fa ho hitanao ny qwnvzykd voninahiNy.
Mety ho kivy na ho ketraka ianao,
Ny amin'izao fiainana hita etmaw eto izao;
Ny mamoy fo fadio tsy azo atao,
Ndrao ho neninao ao am-parany ao.
Mitodia amin'ilay Mpamonjy ianao,
Fa Izy ihany re no vahaolana a;
MATOKIA fa ny Tompo miandry anao,
Miandry anao hanokatra ny fonao.
A/C: Randriamiandrisoa Heritina Fanomezana
Mafy koa ny sedra izay lalovanao;
Matokia fa ny Tompo tsy mandao,
Na ahafoy anao amin'ny adinao.
Fa Izy Tompo manome ny toky ho anao,
Ny amin'izay mafy mety ho sedraina,
Mahereza mitrakà hatrany hatrany,
Fa izay no fiainana an-tany.
Ref:Oento eo Aminy ny enta-mavesatrao,
Fa Izy hanamaivana anao;
tononkira.serasera.org Ka aza mba misalasala mivonona ianao,
toevgo Handray Azy ho Tompo sy ho Mpamonjinao.
Sokafy ho Azy ny varavaran'ny fonao,
Fa ho hitanao ny qwnvzykd voninahiNy.
Mety ho kivy na ho ketraka ianao,
Ny amin'izao fiainana hita etmaw eto izao;
Ny mamoy fo fadio tsy azo atao,
Ndrao ho neninao ao am-parany ao.
Mitodia amin'ilay Mpamonjy ianao,
Fa Izy ihany re no vahaolana a;
MATOKIA fa ny Tompo miandry anao,
Miandry anao hanokatra ny fonao.
A/C: Randriamiandrisoa Heritina Fanomezana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU AmVangy : 378
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Titina1608
Daty : 06/03/2025 18:07
