Matokia (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na mandalo ady sarotra eny ianao,
Mafy koa ny tononkira.serasera.org abew sedra izay lalovanao;
Matokia fa ny Tompo tsy mandao,
Na ahafoy anao amin'ny adinao.
Fa Izy Tompo manome ny toky ho anao,
Ny amin'izay mafy mety ho sedraina,
Mahereza mitrakà hatrany hatrany,
Fa izay no fiainana an-tany.
Ref:Oento eo Aminy ny enta-mavesatrao,
Fa Izy hanamaivana anao;
Ka aza mba misalasala mivonona ianao,
Handray Azy ho Tompo sy ho Mpamonjinao.
Sokafy ho Azy ny varavaran'ny fonao,
Fa ho hitanao ny voninahiNy.
Mety ho kivy na ho ketraka ianao,
Ny amin'izao fiainana hita eto izao;
Ny mamoy fo fadio tsy azo atao,
Ndrao ho neninao ao am-parany ljqihf ao.
Mitodia amin'ilay Mpamonjy ianao,
Fa Izy ihany re no vahaolana a;
MATOKIA fa ny Tompo miandry anao,
Miandry anao hanokatra ny qhye fonao.
A/C: Randriamiandrisoa Heritina Fanomezana
Mafy koa ny tononkira.serasera.org abew sedra izay lalovanao;
Matokia fa ny Tompo tsy mandao,
Na ahafoy anao amin'ny adinao.
Fa Izy Tompo manome ny toky ho anao,
Ny amin'izay mafy mety ho sedraina,
Mahereza mitrakà hatrany hatrany,
Fa izay no fiainana an-tany.
Ref:Oento eo Aminy ny enta-mavesatrao,
Fa Izy hanamaivana anao;
Ka aza mba misalasala mivonona ianao,
Handray Azy ho Tompo sy ho Mpamonjinao.
Sokafy ho Azy ny varavaran'ny fonao,
Fa ho hitanao ny voninahiNy.
Mety ho kivy na ho ketraka ianao,
Ny amin'izao fiainana hita eto izao;
Ny mamoy fo fadio tsy azo atao,
Ndrao ho neninao ao am-parany ljqihf ao.
Mitodia amin'ilay Mpamonjy ianao,
Fa Izy ihany re no vahaolana a;
MATOKIA fa ny Tompo miandry anao,
Miandry anao hanokatra ny qhye fonao.
A/C: Randriamiandrisoa Heritina Fanomezana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Fi APU AmVisites : 379
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Titina1608
Date : 06/03/2025 18:07
