Hialako ny adalana (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hialako ny adalana tononkira.serasera.org fa mandoto ny tanàna
Hialako ny adalana dia ny fandikan-dalàna
1- Izao vao tena tsapako tokoa
Hatramin'izay nilako an'i Jesoa
Fa tsy mba misy ezawujf azo antenaina
Hamelombelona ity aina
Hialako cywmlsm ny adalana fa mandoto ny tanàna
Hialako ny adalana dia ny fandikan-dalàna
2- Henatra sy dnctuzh tahotra no hita
Manoloana ireo zava-bita
Sy ireo fakofakom-pahotana
Izay nentin'i Satana nandravana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feo Fi APU AmVangy : 740
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahenitsoa
Daty : 13/03/2024 08:28