Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hialako ny adalana (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hialako ny adalana fa mandoto ny tanàna
Hialako ny adalana dia ny fandikan-dalàna
1- Izao vao tena tsapako tokoa
Hatramin'izay xcqrf nilako an'i Jesoa
Fa tsy mba tononkira.serasera.org misy azo antenaina
Hamelombelona ity aina
Hialako ny adalana fa mandoto ny tanàna
Hialako ny adalana dia zozwxly ny fandikan-dalàna
2- Henatra xksjcua sy tahotra no hita
Manoloana ireo zava-bita
Sy ireo fakofakom-pahotana
Izay nentin'i Satana nandravana
Hialako ny adalana dia ny fandikan-dalàna
1- Izao vao tena tsapako tokoa
Hatramin'izay xcqrf nilako an'i Jesoa
Fa tsy mba tononkira.serasera.org misy azo antenaina
Hamelombelona ity aina
Hialako ny adalana fa mandoto ny tanàna
Hialako ny adalana dia zozwxly ny fandikan-dalàna
2- Henatra xksjcua sy tahotra no hita
Manoloana ireo zava-bita
Sy ireo fakofakom-pahotana
Izay nentin'i Satana nandravana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Fi APU AmVisites : 700
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahenitsoa
Date : 13/03/2024 08:28
