VAOVAO LEHIBE (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra lavo (ianao)
Ny tanan’ny Tompo tia
Indro fa mitsotra re
Tsy jkblxaoj mahafoy mpanota
Mibebaka izy
Ny famindrampon’i Jehovah Ray
No tsy naharitra ahy
Ny grrmql famindram-po isa-maraina
VAOVAO LEHIBE TOKOA
Raha enjehina gnzhfa (ianao)
Ny anjelin’ny Tompo tia
Indro fa miambina
Tsy rendremana
Fa miandry ny ondriny Izy
Raha tojo ahiahy,
Ny feon’ny Tompo tia
Mampahery izany fo
Fa tononkira.serasera.org efa nitondra ny enta-
mavesatra Izy
Ny tanan’ny Tompo tia
Indro fa mitsotra re
Tsy jkblxaoj mahafoy mpanota
Mibebaka izy
Ny famindrampon’i Jehovah Ray
No tsy naharitra ahy
Ny grrmql famindram-po isa-maraina
VAOVAO LEHIBE TOKOA
Raha enjehina gnzhfa (ianao)
Ny anjelin’ny Tompo tia
Indro fa miambina
Tsy rendremana
Fa miandry ny ondriny Izy
Raha tojo ahiahy,
Ny feon’ny Tompo tia
Mampahery izany fo
Fa tononkira.serasera.org efa nitondra ny enta-
mavesatra Izy
--------
Rohy:
