VAOVAO LEHIBE (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra lavo (ianao)
Ny tanan’ny Tompo bokxcnwi tia
Indro fa mitsotra re
Tsy mahafoy mpanota
Mibebaka izy
Ny famindrampon’i Jehovah Ray
No tsy naharitra ahy
Ny famindram-po isa-maraina
VAOVAO LEHIBE TOKOA
Raha enjehina (ianao)
Ny anjelin’ny Tompo tia
Indro tononkira.serasera.org fa miambina
Tsy txpc kfpi rendremana
Fa miandry ny ondriny Izy
Raha tojo ahiahy,
Ny feon’ny Tompo tia
Mampahery izany fo
Fa efa nitondra ny enta-
mavesatra Izy
Ny tanan’ny Tompo bokxcnwi tia
Indro fa mitsotra re
Tsy mahafoy mpanota
Mibebaka izy
Ny famindrampon’i Jehovah Ray
No tsy naharitra ahy
Ny famindram-po isa-maraina
VAOVAO LEHIBE TOKOA
Raha enjehina (ianao)
Ny anjelin’ny Tompo tia
Indro tononkira.serasera.org fa miambina
Tsy txpc kfpi rendremana
Fa miandry ny ondriny Izy
Raha tojo ahiahy,
Ny feon’ny Tompo tia
Mampahery izany fo
Fa efa nitondra ny enta-
mavesatra Izy
--------
Rohy:
