Tsory (FEO DIMY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay manafina ny fahotany
Tsy ambinina f'izay mitsotra
Ka mahafohy poxbd azy
No hahazo famindram-po(x2)

1-Tompo tononkira.serasera.org tia,mpamindra fo sy mihantra
Toy ny fihantran'ny ray ny zanany
No hiantran'izay matahotra azy
No hiantran'izay matahotra azy

Tsory anio(Tsory)
Ny otanao(Tsory)
Ny helokao(Tsory)
Ny ditranao(Tsory)
Ny ditranao TSORY (x2)


Izay toyi manafina ny fahotany
Tsy ambinina f'izay mitsotra
Ka mahafohy azy
No hahazo famindram-po(x2)

2-Jesoa tia, mpamonjy ny mpanota
Indro manatsotra izao ny tanany
Koa aza manamafy ny fonao bwhkwjtn izao
Koa aza manamafy ny fonao izao

Tsory anio(Tsory)
Ny otanao(Tsory)
Ny helokao(Tsory)
Ny ditranao(Tsory)
Ny ditranao TSORY (x3)

A/C : Pasteur RAHAINGONJANAHARY Rodolphe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEO DIMY
Vangy : 143
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RojoArivelo11
Daty : 08/06/2026 20:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301