Tsory (FEO DIMY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tononkira.serasera.org manafina ny fahotany
Tsy ambinina f'izay mitsotra
Ka mahafohy csbim azy
No hahazo famindram-po(x2)

1-Tompo tia,mpamindra fo sy mihantra
Toy ny fihantran'ny ray ny zanany
No hiantran'izay matahotra azy
No hiantran'izay matahotra awwqduo azy

Tsory anio(Tsory)
Ny otanao(Tsory)
Ny helokao(Tsory)
Ny ditranao(Tsory)
Ny ditranao TSORY (x2)


Izay manafina ny fahotany
Tsy ambinina f'izay mitsotra
Ka mahafohy azy
No hahazo famindram-po(x2)

2-Jesoa tia, mpamonjy ny mpanota
Indro manatsotra lsgro izao ny tanany
Koa aza manamafy ny fonao izao
Koa aza manamafy ny fonao izao

Tsory anio(Tsory)
Ny otanao(Tsory)
Ny helokao(Tsory)
Ny ditranao(Tsory)
Ny ditranao TSORY (x3)

A/C : Pasteur RAHAINGONJANAHARY Rodolphe

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEO DIMY
Hits : 144
Likes : 0 Like
Created by : RojoArivelo11
Date : 08/06/2026 20:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331