IFALIAKO (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô! ianao no mpitantanana, N’aiza n’aiza tany alehako
Ka tsy hanan-tahotra aho, fa ny Anaranao
No handresy ny sarotra
Maro ireo fakam-panahy manangoly ny fanahy
Fitsapana mahamay ny tononkira.serasera.org androm-piainanay
Moa ny soa ihany ve no horaisintsika ety
Fa friopdxf ny ratsy koa omeny, hisedrana finoana
Ifaliako izay niomen’i Tompo
Na ny hcduyba tsara na ny ratsy koa
Ifaliako kscc fa mahasoa
Ifaliako izay nomen’i Tompo
Ifaliako fa mahasoa

--------
Rohy: